|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsy hita hirangirana |
| Singan-teny | 2 tsy, 3 hita, 4 hirangirana |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 be dia be, tsy hita lany, tsy hita fara
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 completement invisible, incompréhensible
[1.3] 8 Une affaire inextricable : on ne voit rien à travers les fentes. Se disait aussi d' une foule compacte [2.415#3315] |
| Tovy hevitra | 9 tsy hita lavadavaka, tsy hita noanoa, tsy hita pesipesenina, tsy hita velively, tsy hita zambazamba |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|